Teny iditra | barabahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' akondro vaventy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A large species of banana. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Nom d'une variété de banane à gros fruits (banane à cuire). Musa sapientum L. (Musaceae) ; voir akondro barabaha. [1.196] | |
Anarana siantifika | Musa sapientum | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |