Teny iditra | bamako | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazan' oviala boribory sady lehibe ny vodiny [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Fivaditsoratra | akomba, amboka, bamako, bamoka, makoba, mboaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |