Teny iditra | ampongalahy | ||||
Singan-teny | amponga ; lahy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Amponga misy hoditra roa: ny ilany tsy faranana fa avala hikopaka toy ny ravin-tsofina, ny ilany mitovy amin' ny amponga tsotra izao ihany. Ny felatanana havia no mively eo amin' ilay misy sofiny (mikarantsana kokoa ny feony fa manify ny hoditra); ny havanana kosa mively ny ilany amin' ny tsora-kazo kely tokony ho vehana (midoboka kokoa ny feon' io fa matevina ny hoditra aminy [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | ||||
Fivaditsoratra | ampingaloha, ampongalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |