Teny iditra | ampitika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Zanatsiraka, zanapaly [1.78] | |
Zanatsipika, zanatsirika [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A small rod thrown at a mark in a game. [1.2] | |
Voambolana | Kilalao | |
Tovy hevitra | ampitikely | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ampitika io | |
Fivaditsoratra | ampitika, mipataky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |