Teny iditra |
aboalina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely mivelona an' andiany any anaty tany na anaty hazo izay loahany asiany zohy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Nom d'une espèce d'insecte, termite (votry). [1.19]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
aboalina,
aboaliko,
aboalinao,
aboaliny,
aboalintsika,
aboalinay,
aboalinareo,
aboalin',
aboalin-,
aboalim-,
aboali- |
|
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
aboalina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Termitière [1.19]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
aboalina,
aboaliko,
aboalinao,
aboaliny,
aboalintsika,
aboalinay,
aboalinareo,
aboalin',
aboalin-,
aboalim-,
aboali- |
|
|