Teny iditra | UNESCO | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289] | |
Voambolana | Fikambanana | |
Mpanahaka | Fanafohezan-teny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |