Teny iditra | sosana (sosa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | sosaña | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany tamin havan-drazazavavy [1.78] | ||||||||
Teny iditra | Sosana | ||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sosana [2.996] | ||||||||
Shushan [2.996] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Suse [2.996] | ||||||||
Ohatra | Armenia sy Media sy Sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy.
[1.38] | ||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||
Tovy hevitra | Sosa | ||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Sosana | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |