Teny iditra |
Obadia
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny malagasy | Obadia, Abdiasa: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
Fanazavàna teny anglisy | Obadiah: one of the books of the Bible
[2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Abdias: un des livres de la Bible
[2.996]
|
Ohatra | Ny bokin' i Obadia dia filaharana fahefatra amin' ny bokin' ny mpaminany izay nangonina tokony ho tamin' ny siekla faha-3 B.C.
[1.38]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Obadia
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Obadiah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Obadya [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|