Teny iditra |
kosa
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka. 2) Milaza hoe: "etsy an-daniny": Ny ato mpianatra sary, ny atsy kosa mpianatra mozika. 3) Mampifanohitra zavatra na asa roa: Ny fahavalo mitady hanimba anao, fa ny sakaiza kosa mitady hanasoa (tsy fiteny ny hoe: fa kosa ny sakaiza...) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | On the other hand; in turn [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Et d'autre part, au contraire [1.8]
|
Ohatra |
1 | Inona kosa no renay?
[2.270]
|
2 | Izaho kosa manakobana.
[2.117]
|
3 | Diso kosa izany, Rasaha.
[1.335]
|
|
|
Teny iditra |
Kosa
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Cush [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Kush [2.996]
|
Ohatra | Hira firehetan' i Davida nohirainy tamin' ny Tompo, noho ny tenin'i Kosa Benjaminita
[2.996]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|