Teny iditra | Cd | |
Sokajin-teny | anarana (eva) | |
Fanazavàna teny malagasy | Singa mivaingana, faha-48 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Cadmium. [3.1] | |
Voambolana | Simia | |
Teny iditra | CD | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Marika romana izay milaza ny isa efajato (400) [3.1] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14 |