Teny iditra | moka | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A mosquito [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Moustique [1.8] | ||||
moka, moky: moustique [1.13] | |||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-biby |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny moka io | ||||
Fivaditsoratra | kamo, koma, mako, moka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |