Teny iditra | belò | |||
Singan-teny | be ; lo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra lasa na very tsy tokony hotsarovana intsony [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Ancient disasters, carnage; it has special reference to ancient massacres [1.2] | |||
Anaran-toerana |
| |||
Teny iditra | Belo | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | belò, bole, lebo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09 |