Entrée | zompona | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) | |
Vocabulaire | Zoologie: poissons | |
Synonymes | jompo | |
Citations | Proverbes contenant le mot zompona | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |