|
|
|
|

Teny iditra 1  zehena
Fototeny  2 zehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Refesina amin' ny zehy: Zeheo kely ny halavan' ny rindrina atsimo
9 Ferana, faritana, fangitana: Tsy azo zehena ny fahefan' Andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be measured by spans; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on mesure par empans; [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how zehena
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 hezena, zehena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21