Teny iditra zanozano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha [1.1]
Voambolana 
Anaram-poko 

Teny iditra zanozano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano [1.1]
  [Tanosy] Rantsankazo madinika atao kitay [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31