Teny iditra zana-tany
Singan-teny zana- (zanaka) ; tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Teraky ny foko eo an-toerana [1.78]
 Ny teraka tao amin' ny tany niaviany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A native of a country [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Natif d'un pays [1.8]

Teny iditra zanatany
Singan-teny zanaka ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany izay zanahin' ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin' ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina [1.1]
 Tany niharan'ny fanjakazakan'ny firenena hafa noho ny hery tsy mitovy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A colony [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Colonie [1.8, 1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05