Teny iditra | zanakandriana | |
Singan-teny | zanaka ; andriana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | The near relatives of the sovereign. [1.2] | |
Ohatra | Araka ny tantaran'ny Ntaolo dia Ravelonandro, Zanakandriana antaimoro no nanorim-panjakana tany Tsienimparihy.
[2.508] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/01 |