Teny iditra zanahina (zanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atsangana ho zanaka: Nozanahin-dRakoto mivady Isambilo kely
Ampiterahina, asiana zanany, hanaina: Hampisamboriko roa arivo ianao fa hozanahinao anefa ny volako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be put out at interest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on prête à intérêt [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : zanahina, zanahiko, zanahinao, zanahiny, zanahintsika, zanahinay, zanahinareo, zanahin', zanahin-, zanahim-, zanahi-
Ny lasa : nozanahina, nozanahiko, nozanahinao, nozanahiny, nozanahintsika, nozanahinay, nozanahinareo, nozanahin', nozanahin-, nozanahim-, nozanahi-
Ny hoavy : hozanahina, hozanahiko, hozanahinao, hozanahiny, hozanahintsika, hozanahinay, hozanahinareo, hozanahin', hozanahin-, hozanahim-, hozanahi-
Filaza mandidy : zanaho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20