Teny iditra | zanabintana | |
Singan-teny | zana- (zanaka) ; vintana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Ohatra | Ary ny zanabintana 8 kosa dia amin' ny rindrina 4, ka misesy tsiroaroa isan-drindrina.
[2.296] | |
Voambolana | Fotoana ~ Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |