Teny iditra Vtra
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny)
Fanazavàna teny malagasy Fanafohezena ny hoe voninahitra [3.1]
Ohatra 
1Rainikoto 14 Vtra O.D.P / Rainitavy 13 Vtra D.P.M / Raziva 10 Vtra [2.59]
2Ary rahefa vita izany teny nifamalian' izy roa lahy izany, dia avy Ilaitrimo XV Vtra sy ny namany hamatotra an-dRainisoa XV Vtra dekan' ny premier ministre, sy Rainilizá XV Vtra, sy Rainimboay XIII Vtra, sy Rainizanoa XIII Vtra [2.48]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31