Teny iditra vorondra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Vomanga: Mañano tsirim-borondra ka voho mitsimoke dia miolake (manao tsirim-bomanga ka vao mitsimoka dia miolaka) [1.78]
  [Tanosy] voamanga [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une herbe aquatique d'après Dandouau. [1.196]
Ohatra Ary izao koa no anarany : vomanga, ovilava, vihazo, borokay, bokala, batata, vorondra, ambizo, tsomanga. [1.437]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26