|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vorina
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Antsoina ho tonga miaraka amin' ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny fokonolona taloha hihaino kabary
9 Angonina: Mahatratra telo arivo ny vola novorina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be gathered, to be collected [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on ramasse, qu'on réunit [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how vorina

Teny iditra (2/2) 13  vorina
Sokajin-teny  14  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  28 Fangoronana kofehy ho kibory
29 Fionkenana [1.1]

Fivaditsoratra  30 ravino, 31 rivano, 32 varôny, vorina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20