Teny iditra | vola taratasy | |
Singan-teny | vola ; taratasy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vola vita amin' ny taratasy fa tsy mba amin' ny metaly [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Billet de banque [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |