Teny iditra vokoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina
Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bent over, stooped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Courbé, voûté [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra vokoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivohitry ny hazon-damosina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Cyphose [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31