Teny iditra | vokaka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tany nalaina tamin' ny fasan' andriana hanaovana velirano na fianianana. [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vokaka io | ||
Fivaditsoratra | kavoka, kovaka, vakako, vakoka, vokaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |