|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  voho
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  23 [Tanala] lamosina [1.78]
24 Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao
25 Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io [1.1]
26 lamosina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  27 the back, the back side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 le dos; le revers [1.8]
29 dos [1.13]
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny how voho
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 32  vôho
Sokajin-teny  33  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  34 [Bara] sady [1.78]
35 [Bara+Tanala] vao [1.78]
Tovy hevitra  36 vo

Fivaditsoratra  voho, vôho

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15