Teny iditra | vody tronga | |
Singan-teny | vody ; tronga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vody taho; ny tapany ambany amin' ny tahom-boangahazo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina, Sakalava] Le chiot, la souche d'un arbre recépé [1.196] | |
Fivaditsoratra | voditronga, vody tronga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |