|
|
|
|

Teny iditra 1  voanteny
Singan-teny  2 voa, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fahaiza-mandaha-teny -- ankehitriny, ampiasaina hilazana ny amboaran' ny teny tsirairay fampiasa, atao koa hoe voambolana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 mot [1.13]
Voambolana  7  Haiteny
Mpanahaka  8  voambolana

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/17