Teny iditra visavisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitanisanisàna
Filazalazana hatramin' izay antsipiriany madinika kely indrindra
Enti-milaza ny teny mamohafoha ny lasa ombam-pitarainana fatratra. [1.1]
 Famerenana ao an-tsaina amin'ny antsipiriany ny lasa [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A detailed description or enumeration [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Description ou énumération détaillée [1.8]
 Remémoration [1.13]
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31