Teny iditra | vetraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | tsivetraka | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |