Teny iditra | verin-trosa | |
Singan-teny | very ; trosa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ireo olona tsy nahaloa volan' olona taloha ka tonga namidy ho andevo [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny verin-trosa io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |