|
|
|
|
Teny iditra
1
vazavaza
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mivazavaza
Matoantenin' ny iharana :
4
vazavazaina
,
5
vazavazao
,
6
voavazavaza
Matoantenin' ny fameno :
7
ivazavazàna
Anarana :
8
fivazavaza
,
9
fivazavazana
,
10
mpivazavaza
Mpamaritra :
11
mahavazavaza
Fanazavàna teny malagasy
12
Antsoantso mafy; hirahira mafy tsy misy laniny ary tsy hita izay mahatsara azy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20