Teny iditra vanika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampisehoana ny nify, na ho mari-pihomehezana tsy afa-manoatra izay na ho mari-katezerana; tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31