Teny iditra | valin' ady | |
Singan-teny | valy ; ady | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanarenana ny faharesena an' ady [1.1] | |
Ohatra | Nanao valinady ny Tanala ka nenjehiny sy nasiany ny tafika merina nody.
[2.508] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |