|
|
|
|

Teny iditra 1  valavalaina
Fototeny  2 valavala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lazaina mba hanaovana kivazivazy vosobosotra: Aza fady raha nahasosotra anao ilay teny teo iny fa teny novalavalaiko fotsiny anie iny [1.1]

Fivaditsoratra  9 lavalavaina, valavalaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20