Teny iditra UNICEF
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy United Nations for Infants and Children Educational Fund [3.1]
Ohatra Nisy mpampianatry ny Oniversite toa an-dry Jean Labbens sy Christian Debuyst, nisy firohotana toa ny UNESCO, ny BIT ary ny UNICEF nanampy tosika tsikelikely teny, ary niara-nidi-kizo taminay. [1.369]
Voambolana 
Mpanahaka  Fanafohezan-teny
Habaka https://www.unicef.org/madagascar/mg

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25