|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsoforana |
| Fototeny | 2 tsofotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon' ilay fahavalo ka maty nitsitra teo no ho eo ihany
9 Ampirehetina: Notsoforan' ilay mioramtia ny tafondrony dia Jasa nandositra izy 10 Asiana, petahana: Tsoforana vy mena mivaivay ny kekerin' ny alika romotra [1.1] |
| Fivaditsoratra | 11 fanosotra, tsoforana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|