Teny iditra tsoahy (tsoaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsoahana [fitanisana]
Ohatra Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05