Teny iditra | tsitsoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Enti-milaza ny olona tsy mifora [1.1] | |
Hoditra manarona ny lohampilahiana ary esorina rehefa mamora zaza [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Prépuce [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | katsotsy, tsitsoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |