Teny iditra | tsipy hevitra | |
Singan-teny | tsipy ; hevitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny omena mba hampifandrindra ny fiheverana izay mety hifanipaka na tsy hifankahazo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Conseil [1.5] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09 |