|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikalaina
Fototeny  2 tsikala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [1.1]
Tsipelina hafa  9 tsikalana, tsikalanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22