Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsetsaka
Sokajin-teny
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
Malaky mandray afo, mirehitra toy ny menaka, vanja
Mailaka erỳ hilaza zavatra na hamaly izay lazaina aminy na anontaniana azy.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatsetsaka
,
mitsetsaka
matoantenin' ny iharana :
atsetsaka
,
tafatsetsaka
,
tsetsahana
,
tsetsahina
,
voatsetsaka
matoantenin' ny fameno :
anatsetsahana
,
itsetsahana
anarana :
fanatsetsahana
,
fanatsetsaka
,
fitsetsahana
,
fitsetsaka
,
mpanatsetsaka
,
mpitsetsaka
mpamaritra :
mahatsetsaka
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31