|
|
|
|

Teny iditra 1  tsetahana
Fototeny  2 tsetaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana (zavatra) mipetaka tsara, tsatohana (zavatra) eo afovoany tsara, ampidirana (zavatra) avy hatrany: Tsetahana andry eo afovoan' ny tokotany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20