Teny iditra tsembohina (tsemboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (olona) Atao izay hahatsemboka azy: Tsembohina amin' ny vomanga no fitsabo ny zaza voan' ny kitrotro
(zavatra) Atao izay hahatonga azy ho entona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsembohina, tsembohiko, tsembohinao, tsembohiny, tsembohintsika, tsembohinay, tsembohinareo, tsembohin', tsembohin-, tsembohim-, tsembohi-
Ny lasa : notsembohina, notsembohiko, notsembohinao, notsembohiny, notsembohintsika, notsembohinay, notsembohinareo, notsembohin', notsembohin-, notsembohim-, notsembohi-
Ny hoavy : hotsembohina, hotsembohiko, hotsembohinao, hotsembohiny, hotsembohintsika, hotsembohinay, hotsembohinareo, hotsembohin', hotsembohin-, hotsembohim-, hotsembohi-
Filaza mandidy : tsembohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20