|
|
|
|

Teny iditra 1  tseforana
Fototeny  2 tsefotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra na olona anapoahana vanja; andefasana ny rivotra na rano voangona ao anaty zavatra: Notseforany rano mahamay tamin' ny basirano Ilita ka vaky nandositra terỳ [1.1]

Fivaditsoratra  9 fanesotra, tseforana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20