|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsaravelatsihy |
| Singan-teny | 2 tsara, 3 velatra, 4 tsihy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao
[1.1] |
| Tovy hevitra | 9 fihatsarambelatsihy |
| Mpanahaka | 10 donga, 11 joko, 12 joko, 13 malefaka, 14 manafin, 15 manao, 16 manao, 17 manga, 18 mangahazo, 19 miefitra, 20 mihatsaravelatsihy, 21 ranomaso, 22 saka, 23 tsara, 24 tsara, 25 vandana, 26 vava, 27 vazi, 28 voara |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/09/17 |
|