Teny iditra trotroina (trotro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fihinina amin' ny sandry ka ankinina amin' ny tratra: Trotroy io zaza io fa efa vizan' ny mandry [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : trotroina, trotroiko, trotroinao, trotroiny, trotrointsika, trotroinay, trotroinareo, trotroin', trotroin-, trotroim-, trotroi-
Ny lasa : notrotroina, notrotroiko, notrotroinao, notrotroiny, notrotrointsika, notrotroinay, notrotroinareo, notrotroin', notrotroin-, notrotroim-, notrotroi-
Ny hoavy : hotrotroina, hotrotroiko, hotrotroinao, hotrotroiny, hotrotrointsika, hotrotroinay, hotrotroinareo, hotrotroin', hotrotroin-, hotrotroim-, hotrotroi-
Filaza mandidy : trotroy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05