|
|
|
|

Teny iditra 1  trongisina
Fototeny  2 trongy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hadin' ny kisoa amin' ny vavany, hadin' ny angadinomby, tandroka...: Tsy misy hotrongisin' ny angadinomby tapak' andro akory io [1.1]

Fivaditsoratra  9 siningotra, trongisina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20