Teny iditra trobahana (trobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Gorobahana amin' ny zava-maranitra: Notrobahany tamin' ny lefona ny lanivoany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : trobahana, trobahako, trobahanao, trobahany, trobahantsika, trobahanay, trobahanareo, trobahan', trobahan-, trobaham-, trobaha-
Ny lasa : notrobahana, notrobahako, notrobahanao, notrobahany, notrobahantsika, notrobahanay, notrobahanareo, notrobahan', notrobahan-, notrobaham-, notrobaha-
Ny hoavy : hotrobahana, hotrobahako, hotrobahanao, hotrobahany, hotrobahantsika, hotrobahanay, hotrobahanareo, hotrobahan', hotrobahan-, hotrobaham-, hotrobaha-
Filaza mandidy : trobahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20