Teny iditra |
trema
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena [1.1]
|
Ohatra |
1 | Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery;
[1.245]
|
2 | Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy.
[2.285]
|
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tréma
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | tendro roa
[1.66, 1.5]
|
| tendro kambana
[1.13]
|
Marika iraisam-pirenena | ¨ ä ë ï ö ü [3.1]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
Trema
|
Sokajin-teny | anarana
|
Anarana ara-paritra |
Trema grisea | | ilaibaratra, tsilaibaratra |
Trema humbertii | | andrarezina, ilaibaratra |
Trema orientalis | | andraraizina, andrareza, andrarezina, angesoba, angezoka, hazongazona, ilaibaratra, selivaratsy, tsivakimbaratra, vakoka |
|
Voambolana |
|